Ahoana no nihamaro be ny varotra Bitcoin (BTC) ao amin’ny Banky DBS ao Singapore, izay nahita ny fitomboan’ny habetsahana 80% tamin’ny Digital Exchange (DDEx) noho ny fihenan’ny sandan’ny vola madinika (cryptocurrencies) tato ho ato sy ny “scandales” isan-karazany izay niharatsy sy nanenika ny indostria.

#Binance #Bitcon