Ahoana daholo ! Androany aho dia hilaza amina anareo kely mikasika ny #BinanceFeed. ao amin'ny Binance Feed "dia vavahadin-tserasera tokana mikasika ny vola crypto sy Web3 ho an'ny mpamorona votoaty sy mpanaraka." Midika izany fa afaka lasa mpamorona votoaty momba ny vola crypto na Web3 ianareo. Afaka mahazo valisoa koa ny mpamorona. Ka mendrika ny hieritreritra an'io fahafahana io.😀
$BNB